Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Teny Fikasana Manaraka ny Baikon’Andriamanitra

    Ny adidy dia adidy, ka tokony hotanterahina amin’ny maha-adidy azy. Feno fiantrana antsika anefa ny Tompo amin’ny maha-olombelona lavo antsika, ka ampanarahany teny fikasana ny baikony. Miantso ny olony mba hizaha toetra Azy Izy, manambara fa hovaliany amin’ny fitahiana tsara indrindra ny fankatoavana (...). Mampirisika antsika Izy mba hanome ho Azy, manambara fa ho arakaraka ny fanomezantsika ho Azy ny zavatra haveriny amintsika. “Izay mamafy be, dia be kosa no hojinjany.” Fa Andriamanitra tsy mba tsy marina hanadino ny asanareo sy ny fitiavanareo.TF 99.1

    Malemy fanahy manao ahoana, marina manao ahoana amintsika Andriamanitra! Nomeny antsika tao amin’i Kristy ireo fitahiana lehibe indrindra. Tamin’ny alalan’ny no nametrahany ny soniany teo amin’ny fifanekena nifanaovany tamintsika. - RH, 3 Des. 1901.TF 99.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents