Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ny Tena Antony Hihazonana izay an’Andriamanitra

    Hitako fa nanala tsiny ny tenany ny olona sasany noho ny tsy fanampiany ny asan’Andriamanitra, satria nanan-trosa izy ireo. Raha nandinika akaiky ny fony izy ireo, dia ho hitany fa ny fitiavan-tena no tena antony nahatonga azy ireo tsy hitondra fanad-tsitrapo ho an’Andriamanitra. Hanan-trosa mandrakariva ny sasany. Noho ny fieremany, dia tsy homba azy ireo ny tanan’Andriamanitra manambina mba hitahy ny zavatra ataony. Tia izao tontolo izao mihoatra noho ny itiavany ny fahamarinana izy ireo. Tsy sahaza ary tsy vonona ho amin’ny fanjakan’Andriamanitra izy ireo. - 1T 225.TF 101.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents