Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    An’Andriamanitra Ihany koa ny Ampahafolony tsy Naloa

    Olona maro no nanao tsirambina nandritra ny fotoana ela ny fanehoana fahatokiana manoloana ny Mpanao azy. Tsy vitan’izy ireo ny nanokana ny ampahafolony isan- kerinandro, ka navelany nitambatambatra izany, mandra- pitentiny vola be, ka tena miahotra izy ireo ankehitriny ny hanao ny marina. Nohazonin’izy ireo io ampahafolony tsy naloa io, ka nampiasainy tahaka ny hoe azy mihitsy. Fananan’Andriamanitra anefa izany, izay tsy neken’izy ireo harotsaka ao amin’ny firaketany. - RH, 23 Des. 1890.TF 104.4

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents