Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Miatrika ny Taona Vaovao

    Nanao ahoana ny fitantananao ny fanananao? Nandroba an’Andriamanitra tamin’ny ampahafolony sy ny fanatitra ve ianao nandritra ny taona lasa? Jereo ny famoloanao izay feno aoka izany, jereo ny sompitrao izay fenon’ireo zava-tsoa nomen’ny Tompo anao, dia anontanio ny tenanao raha toa ka naverinao tamin’ny Mpanome ny anjarany. Raha nandroba ny Tompo ianao, dia avereno izany. Raha mbola azao atao, dia alamino ny tamin’ny lasa, ary rehefa izay dia angataho ny Mpamonjy mba hamela ny helokao. Tsy hamerina amin’ny Tompo ny Azy ve ianao, mialoha ny hivalonan’ity taona ity any amin’ny mandrakizay, miaraka amin’ireo zavatra rehetra noraketiny? - RH, 23 Des. 1902.TF 106.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents