Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ny Andraikitry ny Mpandraharahan’ny Fiangonana

    Adidin’ny loholona sy ireo mpandraharahan’ny fiangonana ny mampianatra an’io lohahevitra manan- danja io amin’ny olona, sy ny mandamina ny zava-drehetra. Amin’ny maha-mpiara-miasa amin’Andriamanitra azy ireo, dia tokony ho matotra tsara ireo mpandraharahan’ny fiangonana manoloana io resaka nambara mazava tsara io. Tokony ho hentitra amin’nyfampiharana ara-bakiteny ny baikon’ny Tenin’Andriamanitra ny mpitandrina. Tsy tokony hanao tsirambina ireo izay mihazona toeram-pitokisana eo amin’ny fiangonana, fa tokony hataon’izy ireo izay hahatonga ny mpino ho mahatoky eo amin’ny fanatanterahana io adidy io (...). Aoka hanaraka ny toromariky ny Soratra Masina ireo loholona sy ireo mpandraharahan’ny fiangonana, ka hanamafy amin’ny mambra ao aminy ny maha-zava-dehibe ny fahatokiana eo amin’ny fandoavana ny voady sy ny ampahafolony ary ny fanatitra. - RH, 17 Des. 1889.TF 117.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents