Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Mipetraka eo amin’ny Toeran’ny Tompo

    Mampitovy ny tenany amin’ny Tompony ny mpitantana. Ekena ireo andraikitry ny mpitantana, ary tsy maintsy miasa eo amin’ny toeran’ny tompony izy, ka manao tahaka izay ho nataon’ny Tompony raha izy no mitondra. Raisiny ho azy ny tombontsoan’ny Tompony. Mendrika tokoa ny andraikitry ny mpitantana satria matoky azy ny Tompony. Raha toa ka manao zavatra amim-pitiavan-tena izy, ka manodina ny tombony azo avy tamin’ny fandrantoana ny fananan’ny tompony ho amin’ny tombontsoany manokana, dia nanimba ny fitokisana napetraka taminy izy.TF 122.1

    Manaporofo ny fampiasan’ny olona iray amim-pitiavan- tena ny hareny fa tsy mahatoky amin’Andriamanitra izy, ary manala ilay mpitantam-panana tsy mendrika ny ho mpitantana ny harena lehibe kokoa any an-danitra. - 6T 391.TF 122.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents