Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Tsy Tokony Hampirisihina ny Hakamoana

    Mampianatra ny Tenin’Andriamanitra fa raha misy olona tsy mety miasa, dia aoka tsy hihinana ihany koa izy Tsy mitaky ny hanohanan’ny olona miasa mafy ireo izay tsy mazoto miasa Andriamanitra. Ny fandanilaniam-potoana sy ny tsy fanaovana ezaka no mitanka ho amin’ny fahantrana sy ny tsy fahampiana. Raha tsy jeren’ireo izay tafaroboka ao anatin’izany ka ahitsinyireo hadisoana ireo, dia tahaka ny fametrahana harena ao anatin’ny harona misy loaka ny zavatra rehetra mety atao ho azy ireo. Misy fahantrana tsy azo sorohina anefa, ka tokony haneho hamoram- panahy sy fangorahana amin’ireo izay malahelo isika. - RH, 3 Jan. 1899.TF 134.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents