Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fakam-Panahy Hotoherina

    Takin’Andriamanitra manokana ny hanehoan’ireo izay milaza ho manompo Azy ny fahambonian’ny foto-kevitra marina. Horaisin’ny tena mpanara-dia marina an’i Kristy ho ampahany amin’ny fivavahany ny fifanakalozana ara-barotra rehetra, tahaka ny maha-ampahany amin’ny fivavahany ny vavaka (...)TF 158.1

    Manolotra ny fanjakan’izao tontolo izao ho an’ny fanahy tsirairay ho solon’ny fanatanterahana ny sitrapony i Satana. Io no fitaka lehibe indrindra narosony teo anoloan’i Kristy tany amin’ny efitry ny fakam-panahy. Ary tahaka izany koa no lazainy amin’ny mpanara-dia maro an’i Kristy: “raha hampihatra ny fomba fanaoko eo amin’ny fandraharahana ianareo, dia homeko valisoa ka homeko harena be.” Amin’ny fotoana iray, dia hoentina hotsapaina ny Kristianina tsirairay, ka izany no haneho ireo lafiny malemy eo amin’ny toetrany. Raha toherina ny fakam-panahy, dia fandresena sarobidy no azo. Tsy maintsy hifidy izy na hanompo an’i Kristy, na ho tonga mpanaraka ilay mpamitaka, sy mpiankohoka eo aminy. - Sg, 24 Feb. 1909.TF 158.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents