Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 30 - Ny Loza Ateraky Ny Fanambinana

    Loza mananontanona ho an’ny fanetren-tena sy ny fiainana ara-panahy nandritra ny taonjato nifandimby mandrakariva ny fahazoana harena sy voninahitra. Amin’ny fotoana hahitan’ny olona fahombiazana mihitsy mantsy ka hanasoasoan’ny mpiara-belona azy no hitataovan- doza ny fiainany. Mitahiry mandrakariva ny natiora maha- olona azy ny olombelona. Tsy mety haharitra mihitsy ny fanambinana ara-panahy raha mbola tsy tsapan’ny olona ny filany fianteherana tanteraka amin’ Andriamanitra eo am-panovozana fahendrena sy fahatanterahan’ny toetra. Amin’ny ankapobeny dia ireo izay tsy mba manana harena na voninahitra iankinana no tena mametraka an’Andriamanitra ho andrin’ny fiainany.TF 161.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents