Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fahalemena ny Harena

    Vitsy ihany ny olona mahatsapa fa lehibe ny herin’ny fitiavam-bola ao aminy mandra-pahatongan’ny fotoana izay handalovany fitsapana. Maro ny olona izay manambara ny tenany ho mpanara-dia an’i Kristy no manome porofo fa tsy vonona ho any an-danitra. Ny zavatra ataony dia maneho fa tiany lavitra noho ny olombelona tahaka azy na tiany mihoatra an’Andriamanitra mihitsy aza ny vola. Tahaka ilay tovolahy mpanefoefo izay nitady hahafantatra ny dikan’ny fiainana izy ireny kanefa rehefa nampahafantarina azy ny sarany aloa mba hampifandrindrana ny fiainana amin’ny fampiharana izany ka fantany fa takina aminy ny hahafoizana ny harena eto an-tany dia heveriny fa mitaky fahafoizan-tena mihoampampana loatra ny lanitra. Arakaxaka ny habetsahan’ny fananany eto an-tany no vao mainka mahasarotra ny fahatakaran’ny olona iray fa harena nankinin’Andriamanitra taminy mba hampiasainy ho fanomezam-boninahitra Azy fotsiny ireny fa tsy azy Eto i Jesôsy dia manararaotra ny fotoana mba hahafahana manome lesona tsara ho an’ny mpianany. “Sarotra ny hidiran'ny manan- karena amin'ny fanjakan'ny lanitra (...) Ho moramora kokoa ny hidiran'ny rameva amin'ny vodi-fanjaitra noho ny hidiran'ny manan- karena amin'ny fanjakan'Andriamanitra.” - Mat. 19:23-24TF 165.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents