Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Mahalana no Ahitana Finoana eo amin’ny Mpanan-Karena

    Zara raha ahitana finoana voaporofo amin’ny alalan’ny asa eo amin’ny mpanan-karena. Fa ireo izay manana finoana marina kosa dia hanana hery miasa mangina. Manahaka an’i Kristy izy ireo noho ny fahitana ny soritry ny fanatanterahana asa tsy mila tambiny sy ny fanomezan-danja ambony ny asa famonjem-panahy eo aminy. Ny mpianatr’i Kristy milefitra eo ambany fitarihany dia tokony hanome lanja ireo fanahy mila famonjena. Tokony haneho fankasitrahana ny asa fanavotana nataon’ny mpamonjy izy ireo ary hiasa amin’ny fony rehetra ho an’ny rehetra izay nanoloran’i Jesôsy ny rany. Fa misy dikany inona moa ny trano sy ny vola raha manoloana fanahy iray. - RH, 23 Feb. 1806TF 168.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents