Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ny Zava-Doza Lehibe Indrindra

    Naseho ahy fa tsy ny vola no tsy ampy eo am-pelatanan’ny Advantista Mitandrina ny Andro Fahafito. Ankehitriny ny fitiavan-karena no loza mitaotao lehibe indrindra ho azy ireo. Ny sasany dia tsy mitsaha-mampitombo ny fanahiany ny zavatry ny nofo sy izay momba ny asany ary repotra amin’ìzany mihitsy. Vokatr’ìzany dia maty ara-panahy izy ireny ka manadino an’Andriamanitra sy ny antony ilan’Andriamanitra azy. Nangataka taminy Andriamanitra mba hanaovany ny ainy tsy ho zavatra eo amin’ny fanolorana fanatitra ho Azy; ary izany fahafoizan-tena izany dia tsy mampitombo na inona na inona fa mitaky fampihenana sy fampiasaina. Lasa heloka ho an’ny mambra ny fananany harena maro noho ny fifikirany amin’ìzy ireny.TF 169.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents