Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fanandramana ara-Panahy Mihena

    Voasarika hampiasa ny volany ho amin’ny tombontsoan’ny tenany manokana, ho amin’ny fanomezana fahafam-po ny fitiavan-komana na ho fanatsarana ny tranony ireo mpanankarena. Tsy misalasala mandanilany foana na dia amin’ny fomba mihoapapana aza ireo Kristianina anarany fotsiny mba ahazoana izay iriny. Kanefa rehefa entanina hanome an’Andriamanitra sy hanohana ireo ezaka tiana tratrarina eo amin’ny asany izy ireo ary angatahana fiaraha-miasa hanantanterahana izany dia mahita sakana mandrakariva. Mavitribitrika ery izy ireo hanatanteraka tetikasa feno fitiavan-tena kanefa tsy mampiseho zotom-po na fifaliana manoloana ny antso ho amin’ny fahalalahan- tanana ataon’Andriamanitra ho an’ny asany; rehefa tsy afa-manoatra izy ireo dia mety mba hanome vola kely, izay bitika indrindra mitaha amin’ny fandaniana tsy misy antony ataony. Tsy manana fitiavana marina an’i Kristy izy ireo ary tsy manisy lanja ny famonjem-panahy. Sarintsariny sy marary ny fiainana Kristianina toy izany. Raha tsy miova toetra ireny olona ireny dia ho lasa haizina ny fahazavany. — RH, 16 May 1882.TF 172.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents