Go to full page →

Fahafahana ny Didiny HAT 79

Hiara-miasa amin’ny olona mikatsaka amim-pinoana vonona tokoa ny fahatanterahan’ny toetra mitarika ho amin’ny fahatanterahan’ny atao ny fanapahan’ny lanitra. Hoy i Kristy amin’ny tsirairay mirotsaka amin’izany asa izany: «Izaho no tanana ankavanana hanampy anao.» HAT 79.1

Rehefa miara-miasa amin’ny sitrapon’Andriamanitra ny sitrapon’ny olona, dia tsy hay tohaina. Na inona na inona tokony hatao araka ny baikony, dia ho vita amin’ny Heriny. Fa fahafaha-manao ny baikony rehetra. — COL, tt. 331-333. HAT 79.2