Go to full page →

Harato Anankiray Hamandrihan’i Satana Fanahy TF 276

Ny rehetra no tsy maintsy mampihatra ny fitsitsiana. Tsy misy mpiasa tokony hitantana ny asany amin’ny fomba fanao mitarika ho amin’ny findramam-bola mihitsy (...) Raha misy olona minia mitrosa noho ny safidim-pony, dia mametraka ny tenany ho ao anaty harato, izay velarin’i Satana hambaboana fanahy izany olona izany. TF 276.1