Go to full page →

Ho Avy amin’ny Fotoan’ny Fanavaozana ny Vola TF 315

Rehefa hitranga ny fitadiavana an’Andriamanitra ary rehefa hibebahana avokoa ny fahotana rehetra, rehefa maka ny toerany ny fanavaozana ara-pivavahana dia hiseho ny firaisana ho amin’ny herim-po sy fahamatorana amin’ny famerenana amin’ny laoniny izay efa najanona. Hasehon’Andriamanitra miharihary ny fitiavany mamela heloka ary hitombo ny vola izay hanafoana ny trosa eo amin’ireo sahan’asantsika. - 8T 89. TF 315.1