Go to full page →

Misy Lanjany Kokoa ny Sivy Ampahafolony noho ny Folo TF 70

Maro no nangoraka ny Isiraelin’Andriamanitra noho izy ireo voatery nanolotra araka ny rafitra, ankoatra ny fanaovana fanati-tsitrapo isan-taona. Fantatry ny Andriamanitra iray feno fahendrena tsara ny rafitra ho fanomezana an-kalalahana izay hifanaraka amin’ny fitondrany, ka nanome toromarika ny olony mahakasika izany Izy. Voaporofo hatrizay ka hatrizao fa misy lanjany kokoa ny sivy ampahafolony noho ny folo ampahafolony. - 3T, t. 546. TF 70.2