Go to full page →

Fanonerana amin’ny Fo Torotoro TF 107

Na oviana na oviana ianao no nanao tsirambina teo amin’ny famerenana amin’ny Tompo ny Azy, dia mibebaha amin’ny fanahy torotoro, ka manaova fanonerana, fandrao hijanona aminao ny ozony (...). Rehefa avy nanao izay rehetra azonao natao ianao, tsy nihazona na inona na inona izay an’ny Mpanao anao, dia angataho Izy mba hanolotra vola hoentina hampielezana ny hafatry ny fahamarinana amin’izao tontolo izao. - RH, 20 Jan. 1885. TF 107.1