Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fanonerana amin’ny Fo Torotoro

    Na oviana na oviana ianao no nanao tsirambina teo amin’ny famerenana amin’ny Tompo ny Azy, dia mibebaha amin’ny fanahy torotoro, ka manaova fanonerana, fandrao hijanona aminao ny ozony (...). Rehefa avy nanao izay rehetra azonao natao ianao, tsy nihazona na inona na inona izay an’ny Mpanao anao, dia angataho Izy mba hanolotra vola hoentina hampielezana ny hafatry ny fahamarinana amin’izao tontolo izao. - RH, 20 Jan. 1885.TF 107.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents