Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Zava-doza Indrindra Mihoatra Izay Mety ho Fatiantoka eto an-Tany

    I Satana no ilay mpamitaka lehibe. Rehefa tafalatsaka amin’ireo fakam-panahy alefany isika dia mizaka vokatra izay loza lavitra noho ny ho mety heverintsika ho fantiantoka eto amin’ity tany ity, eny mety hindaosin’ny fahafatesana mihitsy aza. Ho hitan’ireo izay milefitra eo ambany sitrapon’i Satana amin’ny vidiny tsy hita fetra mba hikatsahana fahombiazana ara-nofo fa diso fitetika izy. Ireo izay azo avy ao amin’ny tranom-barotr’i Satana dia tsy maintsy vidina amin’ny sarany lafo. Ankosoka fotsiny anefaireo tombotsoa ampanantenainy ao anatin’izany. Manapotika tanteraka ny zavatra tsara, sy masina ary madio ireo fampanantenana poak’aty toa mahafinaritra atolony. Tokony hatao mandrakariva izay hahasakodiavatra an’i Satana amin’ny alalan’ilay teny manao hoe: Fa voasoratra hoe: ‘Sambatra izay rehetra matahotra an'i Jehovah, dia izay mandeha amin'ny lalany. Fa hohaninao tokoa ny asan'ny tananao; Sambatra sady ambinina hianao.” Sal. 128:1,2TF 171.1

    Manana toerana ambony lavitra noho ireny rehaka sy zava-mahaliaeena maro eto amin’izao tontolo izao ireny ny lalana voasoritra ho an’ireo voaavotra. Ireo izay mandeha amin’izany lalana izany dia tsy maintsy maneho amin’ny alalan’ny asany ny maha-madio ny tarigetrany. — ST, 24 Feb. 1909.TF 172.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents