Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fizarana 13 — Ny Fahamasinan’ny Voady Sy Ny Fianianana

    Toko 59 - Fatoran’ny Fanekena Atao Amin’Andriamanitra

    Miasa amin’ny alalan’ny olombelona Andriamanitra; Ary izay rehetra mamoha ny fisainan’ny olombelona, ka mitarika azy hanao asa tsara sy hanam-pahalianana marina amin’ny fampandrosoana ny fahamarinana, dia tsy misy avy aminy fa avy amin’ny Fanahin’Andriamanitra izay miasa ao anatiny. Ny voady natao noho ny toe-javatra manokana nitranga dia manana toerana feno fahamasinana, izay vokatry ny fiasan’ny fanahin’Andriamanitra. Raha toa ka nefaina ireny voady ireny dia eken’ny lanitra izany fanatitra izany ary ireo mpanompo feno falalahan-tànana ireo dia toy ny mametraka harena tsy hita pesimpesenina any amin’ny sompitry ny lanitra. Izy ireo no mametraka fanorenana tsara hiatrehana ny hoavy, satria izay napetrany dia haharitra mandritra ny fiainana mandrakizay.TF 342.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents