Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Miandrandra Fitarihana Manokana

    Misy lehilahy sy vehivavy mahantra manoratra amiko ka mangataka torohevitra raha toaka tokony hivarotra ny tranony ka hanolotra ny vidin’izany ho amin’ny asan’Andriamanitra izy ireo. Notsoriny fa manohina ny fanahiny fatratra ny antso natao hanohanana ny hoenti-manana, ka maniry izy ireo ny hanao zavatra ho an’ilay Mpampianatra izay nanao ny zava-drehetra ho azy. Izao no hambarako amin’izy ireo: “Mety tsy andraikitrareo ny hivarotra ny trano kelinareo izao ankehitriny izao; saingy manatòna an’Andriamanitra; azo antoka fa hohenoin’ny Tompo ny vavaka matotra ataonareo ho fangataham-pahendrena mba hahatakaranareo izay andraikitra tena tokony hataonareo.” - 5T. tt. 733,734.TF 63.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents