Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Tsy Lalàna Hentitra

    Hisy olona sasany hilaza fa iray amin’ireo lalàna hentitra mifehy ny Hebreo izany. Tsy enta-mavesatra anefa io ho an’ny fo izay tia an’Andriamanitra. Rehefa nihanatanjaka noho ny fihazonana izay an’Andriamanitra ny toetrany tia tena, izay vao tsy hitan’ny olona intsony ireo zava-misy mandrakizay, ka nomeny lanja mihoatra noho ny fanahy ireo harenany eto an-tany. - 3T 396.TF 80.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents