Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fitsitsiana Avy amin’ny Fitsipi-Pitondran-Tena

    Ireo izay malala-tànana mamaly ny antso ary manohana ara-bola ny asan’Andriamanitra ka manampy ireo mijaly sy mila fanohanana, dia tsy mba isan’ireo olona izay tsy nahomby sy mosalahy ary be hakamoana teo amin’ny asa aman-draharahan’izy ireo. Olona feno fitandremana fatratra mba tsy hanao fandaniana mihoatra ny vola miditra aminy Izy ireo. Tena manana fitsipi-pitondran-tena amin’ny resaka fitsitsiana mihitsy izy ireo; ary mahatsapa ny andraikiny miezaka mitahiry mba hahafahany manana zavatra hatolotra.TF 272.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents