Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fomba tokana Hanehoana ny Fankasitrahana

    Tsy mila ny fanatitsika ny Tompo. Tsy afaka mampanan- karena Azy amin’ny alalan'ny fanomezana atolotsika Azy isika. Hoy ny mpanao Salamo: “Fa avy aminao ny zavatra rehetra, ary avy tamin'ny Anao ihany no nanomezanay Anao.” — 1 Tant. 29:14. Avelan’Andriamanitra haneho ny fankasitrahantsika ny fahatsarany anefa isika, amin’ny alalan'ny ezaka feno fahafoizan-tena,ka hampita izany fahatsarany izany amin’ny hafa. Io no fomba tokana ahafahantsika maneho ny fankasitrahantsika sy ny fitiavantsika an'Andriamanitra. Tsy nisy fomba hafa nomeny ankoatra io. - RH, 6 Des. 1887.TF 16.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents