Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Tsy Midi-Kizo

    Toky feno fahasoavana sy azo antoka ary safononoka manao ahoana re no omena antsika raha manao izay asain’Andriamanitra ataontsika fotsiny isika e! Raiso am- po io resaka io, tahaka ny hoe mino ianao fa hanao araka izay nampanantenainy mihitsy ny Tompo. Andao isika hatoky tanteraka ny Tenin’Andriamanitra. Maro no midi- kizo lalina noho ny hafanam-pony te ho lasa mpanan- karena; hamaivanina ireo zavatra maharitra mandrakizay, ary atao sorona ireo foto-kevitra mendrika; kanefa dia mety ho veriny ao anatin’ilay lalao avokoa ny zava-drehetra. Tsy miditra amin’ny kizo tahaka izany anefa isika rehefa manaiky ireo fanasan’ny lanitra. Tsy maintsy raisintsika amin’ny Teniny Andriamanitra, ary tsy maintsy mandeha araka ny teny fikasany amin’ny finoana tsotra isika, ka hanome ho an’ny Tompo ny anjarany. - RH, 18 Des. 1888.TF 98.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents