Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Tsy Hanefana ireo Fandanian’ny Fiangonana

    Naseho tamiko fa fahadisoana ny mampiasa ny ampahafolony mba handoavana ireo fandaniana kelin’ny fiangonana. Niala tamin’ny fomba mety isika tamin’izany. Ho tsara lavitra kokoa ny mitafy akanjo mora vidy kokoa sy mampihena ny haitraitra ary mampihatra ny fandavan-tena, dia ho voaloa ireo fandaniana ireo. Hilamina ny sainareo amin’ny fanaovana izany. Mandroba an’Andriamanitra anefa ianareo isaky ny maninjitra ny tananareo ao amin’ny firaketan’Andriamanitra mba haka vola handoavana ireo fandaniana ho fampandehanana ny fiangonana. - STBCC, tt. 6, 7 [Aog. 1896].TF 113.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents