Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Antony Manosika Ambony Kokoa noho ilay Fangoraham-Po

    Ny fahamaizinana ara-môraly eto amin’ity tontolo mitotongana ity dia mitalaho ny kristianina lahy sy vavy mba hanao ezaka isam-batan’olona, sy hampiasa ny fananany sy ny fahefany mba handraisan’izy ireo ny endrik’Ilay izay, na dia nanana harena tsy mety lany aza, dia tonga mahantra noho ny amintsika. Ny Fanahin’Andriamanitra dia tsy afaka ny homba ireo izay nanankinany ny fitoriana ny hafatry ny fahamarinany kanefa mila entanina mandrakariva izay vao mahatsapa ny adidiny amin’ny maha-mpiara-miasa amin’i Kristy azy. Manizingizina ny apôstôly fa mila fototra ambony kokoa noho ny fangoraham-po ny fanaovana fanatitra, satria miovaova ny fihetseham-po. Manizingizina ny foto-kevitra izy fa tokony hiasa tsy amim-pitiavan-tena isika, amin’ny maso mifantoka amin’ny voninahitr’Andriamanitra. - 3T, t. 391.TF 213.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents