Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Tokony Hakana Ampahafolony ny Fananana sy ny Vola Miditra Rehetra

    Tokony handoa ny ampahafolon’izay rehetra ananany sy izay rehetra raisiny izy ireo, tahaka izay nataon’i Abrahama. Anjaran’i Jehôvah ny ampahafolony feno fahatokiana. Fandrobana an’Andriamanitra ny fihazonana izany. Tokony hitondra ampahafolony sy fanatitra amin-kalalahana sy an- tsitrapo ary am-pifaliana ho ao an-trano firaketan’i Jehôvah ny olona rehetra, satria misy fitahiana ny fanaovana izany. Tsy mampilamina ny fihazonana izay anjaran’Andriamanitra. - MS, t. 159, 1899.TF 68.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents