Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Tsy Enta-Mavesatra, afa-tsy ho an’ny Tsy Mpankatò

    Takin’ny Soratra Masina ny Kristianina mba hiroso amin’ny drafitra fahalalahan-tanana mavitrika iray, izay hihazona mandrakariva ny fahalianana amin’ny famonjena ireo mpiara-belona aminy Ny lalàna môraly dia nandidy ny fitandremana ny Sabata, izay tsy enta-mavesatra, raha tsy rehefa dikaina io lalàna io, ka fehezin’ny sazy mifandraika amin’ny fandikana izany izy ireo. Tsy enta-mavesatra ho an’ireo izay tsy niala tamin’io drafitra io ny rafitra momba ny fandoavana ampahafolony. Tsy nofoanan’ilay Iray izay namorona azy na novahany ny rafitra nandidiana ny Hebreo. Tsy hoe tsy manan-kery izany ankehitriny, fa tena tsy maintsy tanterahina amin’ny fahafenoany kokoa sy velarina misimisy kokoa, satria tokony haharihary mazava tsara amin’izao vanim-potoan’ny Kristianisma izao ny famonjena amin’ny alalan’i Kristy irery ihany. - 3T, tt. 391, 392.TF 80.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents