Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Tokony Hampidirina ao Anatiny koa ireo Mpampianatra Baiboly

    Miandrandra mpiasa mahay sy voaofana tsara avy ao amin’ny sekoly ireo sahantsika, ka tokony hanohana ireo sekoly ireo amim-pitiavana sy amim-pahendrena izy ireo. Nahazo fahazavana mazava tsara aho fa tokony hotohanana amin’ny volan’ny ampahafolony ireo izay miasa ao amin’ny sekolintsika, mampianatra ny Tenin’Andriamanitra, manazava ny Soratra Masina, ary manabe ny mpianatra amin’ireo zavatra momba an’Andriamanitra. Efa ela no nanomezana io toromarika io, ary naverimberina indray izany tato ho ato. - 6T 215.TF 112.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents