Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Resaka Azo Tsapain-Tanana

    Tokony hisy akony azo tsapain-tanana eo amin’ny vahoakan’ Andriamanitra ny resaka momba ny fitantanana (...). Ny fampiharana ny fahalalahan-tanana dia hanome aim-panahy ho an’olona an’arivony izay milaza ny tenany ho mpampianatra ny fahamarinana, izay mitoloko ao anatin’ny haizina ankehitriny. Hanova azy ireo, avy amin’ny maha- mpivavaka amin’i Mamôna tia tena sy mpierina azy ireo, ho mpiara-miasa matotra sy mahatoky amin’i Kristy eo amin’ny famonjena ny mpanota izany. - 3T 387.TF 121.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents