Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Manokatra Ny Fo, Mampiray Amin’i Kristy

    Ho hanitra hankasitrahan’Andriamanitra sy hoekeny amin’ny fahafenoany ho toy ny fanomezana voatokana ny fanatitra ataon’ny malahelo, izay atolotra amim-pandavan- tena, mba hanampiana ny fampielezana ny fahazavana sarobidin’ny fahamarinana mamonjy.Tsy izany fotsiny ihany anefa, fa manokatra ny fon’ilay mpanome sy mampiray azy bebe kokoa amin’ny Mpanavotra izao tontolo izao mihitsy iny fihetsiny manolotra iny. Nanan-karena Izy; saingy tonga malahelo noho ny amintsika, mba hampanan-karena antsika ny alahelony. Ny vola kely indrindra omen’ireo izay ao anatin’ny toe-bola voafetra amim-pifaliana, dia tena ankasitrahan’Andriamanitra amin’ny fahafenoany, ary manana tombambidy ambony mihitsy aza eo imasony noho ny fanatitra omen’ny mpanan-karena izay afaka manolotra vola be dia be, kanefa tsy mampihatra fandavan-tena ary tsy mahatsapa tsy fahampiana. — RH, 31 Okt. 1878.TF 31.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents