Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Anjara Tena Manify

    Miresaka mahakasika ny rafitra momba ny ampahafolony aho; kanefa dia toa kely dia kely ny fahitako izany! Kely manao ahoana re ny fanombanana izany! Zava-poana manao ahoana ny fiezahana handrefy amin’ny fitsipika ara-matematika, amin’ny fotoana, amin’ny vola, ary amin’ny fitiavana ny fitiavana sy fanoloran-tena iray izay tsy hita refesina sy tsy hita kajiana! Ampahafolony ho an’i Kristy! Anjara tena manify manao ahoana sy fanonerana mahamenatra manao ahoana re izany, ho setrin’ny zavatra tena lafo vidy tokoa! - 4T, t. 119.TF 81.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents