Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Miantehitra amin’ny Vola izay Eritreretina fa mbola tsy am-Pelatanana

    Ny filoha sy ny mpitahiry vola dia tokony hiasa ao anaty firaisan-tsaina tanteraka. Natao hijery tsara ny mpitahiry vola mba tsy hihoatra ny vola miditra ny fandaniana atao. Tsy maintsy fantany izay azo ampiasaina mba hahatonga ny asa eto tsy hovesaran-trosa toy ny any Battle Creek. Tsy tokony hitranga akory ny zava-misy any. Vokatry ny ataon’ny olona tsy milefitra eo ambany fitantanan’Andriamanitra izany. Fa raha eo ambany fitarihan’Andriamanitra ny olona, dia handroso amim-pirindrana fatratra ny asa. Ho zava- doza mihitsy ny vokatry ny fametrahana eo amin’ny toerana mitana andraikitra ny olona izay manana toetra mahery vaika, sy tsy milefitra eo ambany fifehezan’Andriamanitra, satria ny toetrany mahery vaika dia hitarika azy hampiasa vola izay mbola tsy eo am-pelatanana akory na dia antenaina hiditra aza. - MS 106, 1899.TF 305.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents