Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fizarana 1 — Ny Lalan’ny Lanitra Momba Ny Fahalalahan- Tanana Sy Ny Tanjony

    Toko 1 - Mpiara-Miasa Amin’andriamanitra

    “Mankalazà an'i Jehovah amin'ny fanananao sy amin'izay voaloham- bokatrao rehetra; ka dia ho feno mitafotafo ny fitoeram-barinao, ary hihoatra ny ranom-boaloboka eo amin'ny vata fanantazanao.” - Ohab. 3:9,10.TF 9.1

    “Misy mahafoy, nefa mitombo fananana ihany; Ary misy fatra- pahihitra loatra, nefa tonga malahelo ihany. Izay manisy soa olona hohatavezina; ary izay mandena dia mba holemana kosa. ” - Ohab. 11:24,25.TF 9.2

    “Fa ny mitoetr'andriana kosa dia mamoron-tsaina araka izay mahamendrika andriana, ary izay mahamendrika andriana no ifikirany. ” - Isa. 32:8.TF 9.3

    Notendren’ny fahendren’Andriamanitra, eo amin'ny drafi-pamonjena, ny lalàn’ny asa sy ny vokatry ny asa, mba hahatonga ny asa fanaovan-tsoa, amin’ny endriny rehetra, ho voatahy indroa miantoana. Izay manome ny malahelo dia mitahy ny hafa, ary voatahy ihany koa amin’ny fatra ambony kokoa aza.TF 9.4

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents