Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Hampamoahina eo Anatrehan’Andriamanitra

    Hoy i Paoly: “Ananan'ny Grika sy ny firenena hafa rehetra, ny hendry sy ny tsy hendry, trosa aho” — Rôm. 1:14. Nasehon’Andriamanitra tamin’i Paoly ny fahamarinana, ary tamin’ny fanaovana izany dia nahatonga azy ho mpitrosa tamin’ireo izay tao anatin’ny haizina, mba hanazava azy ireo. Betsaka anefa no tsy mahatsapa fa hampamoahina eo anatrehan’Andriamanitra izy ireo. Mitantana ny talentan’ny Tompony izy ireo; manana herin-tsaina izy ireo, ary raha ampiasainy araka ny tokony ho izy izany, dia ho tonga mpiara-miasa amin’i Kristy sy ny anjeliny izy ireo. Betsaka ny fanahy izay mety ho voavonjy noho ny ezaka ataony, ka hamirapiratra tahaka ny kintana eo amin’ny satroboninahitry ny firavoravoany. Indrisy anefa fa tsy mampiraika azy ireo izany zavatra rehetra izany. Niezaka namatotra azy ireo sy nampalemy ny herin-tsain’izy ireo i Satana, tamin’ny alalan’ireo zava-manintona eo amin’izao tontolo izao, ary dia nahomby tokoa izy tamin’izany.TF 231.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents