Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Trosa Vokatry ny Fanorenana Miezinezina

    Ranadahy ----- , tsy fahendrena ny miditra amin’ny trosa. Lehilahy hendry ianao, koa aza miandry izany fampahatsiahivana izany. Zioga ny trosa, - fatorana mamatotra sy mangeja. Tsy dia fahendrena loatra ny hividy tany hafa eo akaikin’I -----. Maika loatra ianao amin’ny fandraisana fanapahan-kevitra mahakasika ny fanorenana sy ny fampitaovana ny toeram-pitsaboana any. Angamba heverina ho fahendrena kokoa raha somary natao kely noho izao ny fanorenana. Nieritreritra mandrakariva aho fa tsaratsara kokoa raha mbola ahena noho izao efa namaritana azy izao ny drafitry ny trano, ka amin’izany rehefa tonga ny vola, ka ilaina ny hisian’ny efitrano fanampiny, dia tokony hatao avy hatrany indray ny fanitarana. Azo antoka fa ho moramora kokoa ny hijery ny fampitaovana raha kelikely kokoa ny fanorenana, - L 158, 1902.TF 303.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents