Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Hofenoin’Andriamanitra Indray ny Tanana

    Raha mandray anjara avokoa ny rehetra, dia tsy hiantsoantso hanameloka ireo izay milaza azy ho mpanara- dia an’i Kristy intsony ny tsy fahavokaran’ny tanimboaloboky ny Tompo. Tokony hanokatra ny varavarana ho amin’ny fitoriana ny filazantsaran’ny fahamarinana ankehitriny ny asa fitsaboana. Tokony hanakoako any amin’ny toerana rehetra ny hafatry ny anjely fahatelo. Manaova tahiry! Esory aminareo ny avonavona rehetra. Omeo an’Andriamanitra ny harenareo eto an-tany. Omeo izay rehetra azonareo omena ankehitriny, ary rehefa miara-miasa amin’i Kristy ianareo, dia hisokatra mba hanolotra misimisy kokoa hatrany ny tananareo. Ary dia hofenoin’Andriamanitra indray izany tananareo izany, mba ho tonga any amin’ny fanahy maro ny haren’ny fahamarinana. Hanome anareo hatrany Izy, mba hanomezanareo ny hafa hatrany ihany koa. - RH, 10 Des. 1901.TF 52.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents