Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ny Fitakian’ny Didy Fahavalo

    Ny didy fahavalo dia manameloka ny fanambakana sy ny fanandevozana ny hafa ary izay mety ho tetika tsy marina hikatsahana ny tombontsoa ranofotsiny. Manameloka ny halatra sy ny fandrobana izany. Mitaky fahitsiana tanteraka, eny, fa na dia amin’ny zavatra farany madinika indrindra eo amin’ny fiainana aza izany, ary manakana ny fametsifetsena ara-barotra, ka mitaky ny fandoavana ny trosa sy ny karama araka ny tokony ho izy. Manambara izany fa ny fironana hitadiavana ny tombontsoan’ny tena manokana anararaotana ny tsy fahafantarana sy ny fahalemena ary ny fahasarotana mahazo ny hafa dia raketina ao anatin’ny bokin’ny lanitra ho toy ny hosoka.TF 275.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents