Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fanahy Fatra-Pila Harena

    Mifanohitra tanteraka amin’ny finoantsika sy ireo foto- pinoantsika io fanahy fatra-pitady ny fahamaizana sy te hanan-karena, tia izao tontolo izao io. Raha ankasitrahan’ny Avo Indrindra ny handrotsaka ny Fanahiny sy hamelona indray ny asany, dia ho firy re ny ho noana ny mana avy any an-danitra sy hangetaheta ny ranon’aina e? Hitako fa misy loza mitatao ho an’ny sasany amin’ireo ralahintsika izay milaza tahaka ny ataon’ilay lehilahy manankarena adala manao hoe: “Ry fanahy ô, manana fananana be voatahiry ho amin'ny taona maro hianao; mitsahara, mihinàna, misotroa, mifalia. ” - Lio. 12:19. Maro no manadino fa mpanompon’Andriamanitra izy ireo ka milaza manao hoe: “ary rahampitso dia ho tahaka ny anio ihany, eny, hanoatra lavitra aza.” - Isa. 56:12. Mandinika ny raharaham-barotra ataonareo tsirairay Andriamanitra. Miambena mandrakariva.TF 252.2

    Tonga ny fotoana izay hifantohana amin’ny fomba matotra sy amim-pahazotoana fatratra amin’ny fikatsahana ny haren’ny lanitra, toerana izay tsy hanimban’ny kalalao na ny harafesenina na koa handroban’ny mpangalatra. - SpT, Andiany B, Lab. 17a, t. 5.TF 253.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents