Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ho Fisorohana ny Faningotr'izao Tontolo izao

    Tokony hanalavitra amin’ny fomba manokana ny faningotr’izao tontolo izao ny mpitandrina, ka hampifamatotra ny tenany amin’ilay Loharanon’ny hery rehetra, mba hahafahany maneho araka ny tokony ho izy ny hevitry ny hoe Kristianina. Tokony hataony izay hanalavirana ny zavatra rehetra izay mety hampivily ny sainy hiala amin’Andriamanitra sy amin’ny asa lehibe ho amin’izao vanim-potoana izao. Miandrandra ny hanahafany Azy eo amin’ny saina, eritreritra, teny, ary asa i Kristy. Manantena Izy ny hiasan’ny olona tsirairay amim-pitandremana sy amim-pahendrena, raha manokatra ny Soratra Masina eo anoloan’ny hafa izy. Takiny ao anatin’izany ny tsy hampiasan’izy ireo tsy amim-piheverana ny heriny, amin’ny fomba izay hitondra fahavoazana eo aminy na handrera- tsaina azy ireo, fa mba ho mendrika hanao asa tsara ho an’ny Tompo izy ireo. - 5T,tt. 530,531.TF 261.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents