Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fanatitra Mandringa sy Marary

    Andeha isika hanalavitra ireny faharatsiana sy filibana ary lanonana ataon’ny fiangonana sasany ireny, satria manana hery miasa mangina manimba eo amin’ny tanora sy ny lehibe izy ireny. Tsy manana zo hanipy eny amin’ireny fanao ireny ny akanjom-pahamasinana isika satria hoe hampiasaina ho an’ny tetikasan’ny fiangonana ny vola azo avy aminy. Mandringa sy marary ny fanatitra toy izany, ary iharan’ny ozon’Andriamanitra. Saran’ny fanahy izany. Azon’ny polipitra atao ny miaro ny fanaovana lanonana, dihy, filokana, tsenabe, na fety mihaja, mba hahazoana vola hanatanterahana ny tetikasan’ny fiangonana; kanefa aoka tsy handray anjara amin’ireny fanao ireny, satria hiharan’ny fahatezeran’Andriamanitra isika raha manao izany. Tsy hanoso-kevitra isika ny hanainga ny filàn’ny hatendan- kanina na hidodododo any amin’ny famalifaliana ny nofo mba hanentanana ireo izay milaza azy ho mpanara- dia an’i Kristy mba hanome ampahany amin’ny vola nankinin’Andriamanitra tamin’izy ireo. Rehefa tsy hanolotra an-tsitrapo izy ireo, ho fanehoany ny fitiavany an’i Kristy, dia tsy hoeken’Andriamanitra mihitsy ny fanatiny.TF 221.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents