Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 3 - Nahoana Andriamanitra No Mampiasa Ny Olombelona Ho Irany?

    Tsy miankina amin’ny olombelona Andriamanitra ho fampandrosoana ny asany. Azony natao ny naniraka anjely ho ambasadaoron’ny fahamarinany. Azony natao ny nampahafantatra ny sitrapony, tahaka ny nanambaràny ny lalàny avy teo an-tendrombohitra Sinay tamin’ny alalan’ny feony ihany. Saingy mba hambolena toe-tsain’ny fahalalahan- tanana ao anatintsika, dia nifidy ny hampiasa olombelona Izy mba hanao io asa io.TF 18.1

    Ny asam-panoloran-tena tsirairay ho amin’ny mahasoa ny hafa dia hanamafy ny toe-tsain’ny fanaovan-tsoa ao am-pon’ny mpanome, ka hampikambana azy akaiky kokoa hatrany amin’ilay Mpanavotra izao tontolo izao, izay “na dia nanan-karena aza Izy, dia tonga malahelo noho ny aminareo, mba hampanan-karena anareo ny alahelony.” — 2 Kôr. 8:9. Ary rehefa manatanteraka ny tanjon’Andriamanitra tamin’ny namoronana antsika ihany vao ho tonga fitahiana ho antsika rehetra ny fiainana. Ho ozona fotsiny ihany ireo fanomezan- tsoa rehetra nomen’Andriamanitra ny olombelona raha tsy ampiasainy mba hitahiana ireo mpiara-belona aminy, sy ho amin’ny fampandrosoana ny asan’Andriamanitra eto an- tany izy ireny. - RH, 7 Des. 1886.TF 18.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents