Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Mampianatra ny Malahelo mba Halala-Tanana

    Matetika no ireo anisan’ireo malahelo eo amin’izao tontolo izao no mandray ny fahamarinana; saingy tsy tokony hataon’izy ireo ho fialan-tsiny hanaovana tsirambina ireo andraikitra eo mipetraka eo an-tsorok’izy ireo izany, manoloana ny fahazavana sarobidy noraisiny. Tsy tokony havelan’izy ireo hanakana azy tsy hihary harena any an- danitra ny fahantrana. Ireo fitahiana mety ho azon’ny manan-karena dia mety ho azon’izy ireo ihany koa. Hitombo arakaraka ny fahatokiany ny hareny any an-danitra raha toa ka mahatoky izy ireo eo amin’ny fampiasana ny kely ananany. Ny antony manosika azy ireo hiasa, fa tsy ny vola ananany, no mahatonga ny fanatiny hanana tombambidy eo imason’ny Lanitra. - GW 222.TF 118.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents