Go to full page →

An’i Jehôvah HAT 266

Tahaka ny «maha-Sabatan’i Jehôvah ny andro fahafito, dia tahaka izany koa no maha-an’i Jehôvah”, ny ampahafolony. Tahaka ny nameran’Andriamanitra ampahany amin’ny andron’ny olona dia tahaka izany koa no nanokanany ampahany voafetra ho an’ny tenany amin’ny vola miditra; io ampahany io, dia tsy azon’iza na iza ampiasaina ho an’ny tombontsoan’ny tenany ka ho afa-maina izy. - PM, t. 554. HAT 266.2