Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Ilay Fanantenana Lehibe - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 2 - Fanantenana Ny Amin’ny Fandresena Ny Ratsy

    Dia hampifandrafesiko hianao sy ny vehivavy ary ny taranakao sy ny taranany, izy hanorotoro ny lohanao, ary hianao kosa hanorotoro ny ombelahin-tongony” - Gen. 3:15. Tsy voajanahary io fifandrafiana io. Rehefa nandika ny didin’Andriamanitra ny olona, dia nanjary ratsy ny toetra fototra maha-izy azy, nifanaraka tamin’i Satana. Manao fara hery mba hiara-dia ny anjely lavo sy ireo ratsy fanahy. Raha tsy nisalovana Andriamanitra, dia ho niray hina hiady tamin’ny Lanitra i Satana sy ny olombelona ary ho niara-nioko hanohitra an’Andriamanitra ny fianakavian’ny olombelona manontolo.IFL 14.1

    Rehefa ren’i Satana fa hisy fifandrafiana aminy sy amin’ny vehivavy, ary amin’ny taranany sy amin’ny taranaky ny vehivavy, dia fantany fa misy fomba hahazoan’ny olona manohitra ny heriny.IFL 14.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents