Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Tanan-Kavanan’ny Hafatra

    Imbetsaka no nanehoana tamiko fa, ho an’hafatry ny anjely fahatelo, ny asa fitoriana amin’alalan’fitsaboana dia toy ny tanan-kavanana ho an’vatana. Baikoin’Andriamanitra, ilay loha, hiara-miasa hanomana ny lalana ho amin’fiverenan’i Kristy. Ny tanan-kavanan’fahamarinana dia tokony hiasa mandrakariva ary Andriamanitra no hampahatanjaka azy. Nefa tsy tokony haka ny toeran’vatana izy. Toy izany koa, ny vatana dia tsy afaka hilaza amin‘ny tanana hoe: «Tsy ilaiko ianao!”; ilainy ny manohy miasa mavitrika sy mahomby. Ny tsirairay amin‘ireo dia manana ny anjara asany ary samy ho faty antoka be raha miasa samy maka ho azy. - TFC, b. 6, t. 288.FK 189.3

    Tokony hatao ny asa fitoriana amin’alalan’fitsaboana (...) Tahaka ny tanana ho an‘ny vatana no maha-ho an’Andriamanitra izany asa izany. - TFC, b. 8, t. 160.FK 190.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents