Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Famandrihana Mialoha

    Azon‘ireo rahavavy atao ny miasa amim-pahombiazana amin’alalan‘ny famandrihana mialoha ireo gazetibokintsika, amin’izany dia hitondra fahazavana ho an‘ny fanahy maro izy ireo. - RH, 10 Jona 1880.FK 212.3

    Manana fahafahana betsaka isika ankehitriny hanapariahana ny fahamarinana; kanefa ny mambra dia tsy mampiasa ny tombontsoa izay omena azy. Any amin‘ny fiangonana dia tsy tsapapan‘izy ireo ny maha-ilaina ny fampiasany ny fahaizamanaony mba hamonjena fanahy. Tsy azon‘izy ireo antsaina ny andraikiny eo amin‘ny famandrihana mialoha ireo gazetibokintsika, mbamin‘ireo gazetintsika ara-pahasalamana, ary ny hanaparitaka ny boky sy traktantsika. - TFC, b. 4, t. 391.FK 212.4

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents