Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents
Fanompoana Kristianina - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Rehefa Mikatona Ny Sekoly

    Rehefa mikatona ny sekoly, dia misy fotoana mety azo hararaotina ho an’maro ny handeha ho any amin’saha amin’mahampampiely boky evanjelistra. Ny mpampiely boky mahatoky dia hahita ny fomba andehanana mankany amin’tokantrano maro, izay hametrahany boky mirakitra ny fahamarinana ho amin’izao fotoana izao. Tokony hianatra ny fomba fivarotana ny bokintsika ireo mpianatsika ireo. Misy ilàna olona manana fanandramana kristianina lalina, olona manana saina voalanjalanja tsara, olona matanjaka sy avarapianarana hirotsaka an-tsehatra amin’io sampan’asa io. Ny sasany manana talenta, fanabeazana, sy fanandramana izay hahatonga azy ireo ho afaka hanabe ny tanora ho amin’asa fampielezam-boky amin’fomba izay hahavitana bebe lavitra noho izay vita ankehitriny. Manana adidy manokana hampianatra ny hafa ireo izay manana izany fanandramana izany. - CTFC, tt. 546,547.FK 92.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents